Romans 14:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy misy velona ho an’ny tenany isika ary tsy misy maty ho an’ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy misy velona ho an’ny tenany isika rehetra, na misy maty ho an’ny tenany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy misy amintsika velon-ko an’ny tenany ary tsy misy maty ho an’ny tenany.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy misy velon-ko an'ny tenany isika, ary tsy misy maty ho an'ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy misy velona ho an’ny tenany isika ary tsy misy maty ho an’ny tenany.
malagasy
Fa tsy misy velon-ko an'ny tenany isika, ary tsy misy maty ho an'ny tenany.