Romans 14:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izany no nahafatesan’i Kristy sy nahavelomany indray, mba ho Tompon’ny maty sy ny velona Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria i Kristy no maty sy velona indray, dia ny mba haha Tompon’ny maty sy ny velona Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria maty i Kristy dia velona indray, mba ho Tompon’ny maty sy ny velona.
Malagasy Bible 1865
Fa izany no nahafatesan'i Kristy sy nahavelomany indray, mba ho Tompon'ny maty sy ny velona Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izany no nahafatesan’i Kristy* sy nahavelomany indray, mba ho Tompon’ny maty sy ny velona Izy.
malagasy
Fa izany no nahafatesan'i Kristy sy nahavelomany indray, mba ho Tompon'ny maty sy ny velona Izy.