Romans 15:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isika izay matanjaka dia tokony hitondra ny fahalemen’ny malemy ka tsy hitady izay hahafaly ny tenantsika ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isika izay matanjaka dia tokony handefitra ny fahalemen’izay osa, fa tsy hanao izay mahafaly ny tenantsika fotsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Adidintsika izay matanjaka ara-pinoana ny mizaka ny fahosan’ny malemy, fa tsy dia hanao izay mahafaly ny tenantsika fotsiny.
Malagasy Bible 1865
Fa isika izay matanjaka dia tokony hitondra ny fahalemen'ny malemy ka tsy hitady izay hahafaly ny tenantsika ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isika izay matanjaka dia tokony hitondra ny fahalemen’ny malemy ka tsy hitady izay hahafaly ny tenantsika ihany.
malagasy
Fa isika izay matanjaka dia tokony hitondra ny fahalemen'ny malemy ka tsy hitady izay hahafaly ny tenantsika ihany.