Romans 15:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa: «Miderà NY TOMPO, ry Jentilisa rehetra ary aoka hankalaza Azy ny firenena rehetra!» (Sal 117.1)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mbamin’ny hoe: Miderà ny Tompo ianareo firenena rehetra; ary mankalazà Azy, ry vahoaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary koa hoe: «Derao ny Tompo, ry firenena rehetra; ankalazao Izy, ry vahoaka rehetra!»
Malagasy Bible 1865
Ary koa: Midera'an'i Jehovah, ry jentilisa rehetra. Ary aoka hankalaza Azy ny firenena rehetra (Sal. 117. 1).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa: «Miderà NY TOMPO, ry Jentilisa rehetra ary aoka hankalaza Azy ny firenena rehetra!» (Sal 117.1)
malagasy
Ary koa: Midera'an'i Jehovah, ry jentilisa rehetra. Ary aoka hankalaza Azy ny firenena rehetra (Sal. 117. 1).