Romans 15:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny aminareo, ry rahalahiko, dia matoky aho fa feno hatsaram-panahy ianareo, feno ny fahalalana rehetra sady mahay mifananatra koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho aloha, ry kristianina havana, raha ny aminareo, dia matoky aho fa feno hevitra tsara sy ny fahaizana rehetra ianareo, sady mahay mifananatra koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha ny aminareo, ry havako, dia matoky koa aho fa feno hatsaram-po ianareo ary henika ny fahalalana rehetra sady mahay mifananatra koa.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho koa, ry rahalahiko, dia matoky ny aminareo fa feno fahatsarana ianareo sady mahay mifananatra koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny aminareo, ry rahalahiko, dia matoky aho fa feno hatsaram-panahy ianareo, feno ny fahalalana rehetra sady mahay mifananatra koa.
malagasy
Fa izaho koa, ry rahalahiko, dia matoky ny aminareo fa feno fahatsarana ianareo sady mahay mifananatra koa.