Romans 15:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa manana izay reharehako ao amin’i Kristy Jesosy aho noho ny amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mba manana rehareha ao amin’i Kristy Jesoa ihany aho, raha ny momba ny fanompoana an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa satria tafaray amin’i Kristy Jesoa aho, dia afaka mirehareha ny amin’ny asa ataoko ho an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ka dia manana izay hataoko rehareha ao amin'i Kristy Jesosy aho noho ny amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa manana izay reharehako ao amin’i Kristy Jesosy aho noho ny amin’Andriamanitra.
malagasy
Ka dia manana izay hataoko rehareha ao amin'i Kristy Jesosy aho noho ny amin'Andriamanitra.