Romans 15:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy sahiko lazaina izay zavatra tsy nataon’i Kristy tamin’ny alalako, na tamin’ny teny, na tamin’ny asa, mba hampanaiky ny Jentilisa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy ho sahiko lazaina raha zavatra tsy nampanaovin’i Kristy ahy, mba hampanaiky ny Jentily, na tamin’ny teny aman’asa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy misy sahiko lazaina, raha tsy izay notontosain’i Kristy tamin’ny alalako mba hitaomana ny hafa firenena hanaiky an’Andriamanitra: dia izay notontosain’i Kristy tamin’ny teny sy asa,
Malagasy Bible 1865
Fa tsy sahiko lazaina izay zavatra tsy nampanaovin'i Kristy ahy, na tamin'ny teny, na tamin'ny asa, mba hampanaiky ny jentilisa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy sahiko lazaina izay zavatra tsy nataon’i Kristy tamin’ny alalako, na tamin’ny teny, na tamin’ny asa, mba hampanaiky ny Jentilisa,
malagasy
Fa tsy sahiko lazaina izay zavatra tsy nampanaovin'i Kristy ahy, na tamin'ny teny, na tamin'ny asa, mba hampanaiky ny jentilisa,