Romans 15:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka isika rehetra samy hitady izay hahafaly ny namantsika amin’izay hahasoa sy hampandroso azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samia mitady izay hahafaly ny namana, amin’izay hahasoa azy, sy hahatarika azy amin’ny tsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samia isika manao izay mahafaly ny namantsika amin’izay mahasoa ka mampiorina azy amin’ny finoana.
Malagasy Bible 1865
Aoka isika rehetra samy hitady izay hahafaly ny namantsika amin'izay hahasoa sy hampandroso azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka isika rehetra samy hitady izay hahafaly ny namantsika amin’izay hahasoa sy hampandroso azy.
malagasy
Aoka isika rehetra samy hitady izay hahafaly ny namantsika amin'izay hahasoa sy hampandroso azy.