Romans 15:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa araka ny voasoratra hoe: «Izay tsy nilazana Azy no hahita, ary izay tsy nandre no hahafantatra» (Isa 52.15).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ho araka ny voasoratra hoe: Ireo tsy nilazana Azy dia hahita ary ireo tsy nandre ny aminy dia hahalala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Ireo tsy mbola nilazana Azy dia hahita; ary ireo tsy mbola nandre dia hahalala!»
Malagasy Bible 1865
fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy nilazana Azy no hahita, Ary izay tsy nandre no hahafantatra (Isa. 52. 15).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa araka ny voasoratra hoe: «Izay tsy nilazana Azy no hahita, ary izay tsy nandre no hahafantatra» (Isa 52.15).
malagasy
fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy nilazana Azy no hahita, Ary izay tsy nandre no hahafantatra (Isa. 52. 15).