Romans 15:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay no nanakana ahy matetika tsy hankany aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nahasampona ahy matetika tsy hankany aminareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izany no nahasampona ahy matetika tsy ho tonga hatratỳ aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary izany no nahasampona ahy matetika tsy hankany aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay no nanakana ahy matetika tsy hankany aminareo.
malagasy
Ary izany no nahasampona ahy matetika tsy hankany aminareo.