Romans 15:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny kosa dia tsy misy antony hitoerako etỳ amin’ity faritra ity intsony, sady efa naniry hankany aminareo hatramin’ny taona maro aho
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ankehitriny, noho ny tsy fisian’ny zava-misakana ahy intsony amin’ireto faritany ireto, ary noho ny faniriako, efa taona maro izay, hankany aminareo
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny anefa, tsy misy raharaha mitana ahy amin’ireto faritany ireto intsony, sady naniry hankatỳ aminareo hatramin’ny taona maro aho.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny, satria tsy misy antony intsony ny itoerako amin'ireto tany ireto sady efa naniry hatramin'ny taona maro hankany aminareo aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny kosa dia tsy misy antony hitoerako etỳ amin’ity faritra ity intsony, sady efa naniry hankany aminareo hatramin’ny taona maro aho
malagasy
Fa ankehitriny, satria tsy misy antony intsony ny itoerako amin'ireto tany ireto sady efa naniry hatramin'ny taona maro hankany aminareo aho,