Romans 15:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ankehitriny dia efa hiainga hankany Jerosalema aho mba hanompo ny olona masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao dia ho any Jerosalema aho, hitondra fanampiana ho an’ny olona masina any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao anefa aho dia hankany Jerosalema hitondra fanampiana ho an’ny vahoakan’Andriamanitra any.
Malagasy Bible 1865
Fa ankehitriny dia efa hankany Jerosalema aho hanompo ny olona masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ankehitriny dia efa hiainga hankany Jerosalema aho mba hanompo ny olona masina.
malagasy
Fa ankehitriny dia efa hankany Jerosalema aho hanompo ny olona masina.