Romans 15:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa sitrapon’i Makedonia sy i Akaia ny hamory vola ho fifanohanana amin’ny mahantra amin’ny olona masina any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namory vola an-tsitrapo hiantrana ny olona masina tra-pahoriana any Jerosalema, ry zareo ao Masedônia sy ao Akaia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa sitraky ny any Masedônia sy Akaîa ny namory vola hanasoavana ireo mahantra amin’ny vahoakan’Andriamanitra any Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Fa efa sitrapon'Makedonia sy Akaia ny hamory vola hiantrana ny malahelo amin'ny olona masina any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa sitrapon’i Makedonia sy i Akaia ny hamory vola ho fifanohanana amin’ny mahantra amin’ny olona masina any Jerosalema.
malagasy
Fa efa sitrapon'Makedonia sy Akaia ny hamory vola hiantrana ny malahelo amin'ny olona masina any Jerosalema.