Romans 15:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, sitrapony izany sady tokony hataony aminy, fa raha ny Jentilisa no niombona ny zava-panahy taminy dia tokony hanompo azy kosa amin’ny zavatra momba ny nofo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sitrany tokoa ny nanao izany, fa ananan’ny any trosa izy ireo. Satria nahazo anjara tamin’ny harem-panahiny izy Jentily, ka tsy maintsy mba manampy azy amin’ny haren’ny nofo kosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, sitrapony tokoa izany, sady adidiny amin’ireo mahantra ireo: satria ny kristianina jiosy tany Jerosalema dia nizara ny harena ara-panahy nananany tamin’ireo hafa firenena; ka adidin’ny kristianina hafa firenena kosa ny manompo azy ireo amin’ny harena ara-nofo.
Malagasy Bible 1865
Eny, sitrapony izany, sady mpitrosa aminy izy. Fa raha ny jentilisa no niombona ny zava-panahy taminy, dia tokony hanompo azy kosa amin'ny zavatra momba ny nofo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, sitrapony izany sady tokony hataony aminy, fa raha ny Jentilisa* no niombona ny zava-panahy taminy dia tokony hanompo azy kosa amin’ny zavatra momba ny nofo izy.
malagasy
Eny, sitrapony izany, sady mpitrosa aminy izy. Fa raha ny jentilisa no niombona ny zava-panahy taminy, dia tokony hanompo azy kosa amin'ny zavatra momba ny nofo izy.