Romans 15:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vitako izay ka voatolotro azy soa amantsara izany vokatra izany dia ho any Espaina aho ka handalo any aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vao vitako io raharaha io, ka voapetraka eo am-pelatanan’izy ireo izany vokatra izany, dia hiainga ho any Espainina aho ka hihazo any aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa vitako io raharaha io ary voatolotro ny vokatr’izany famoriam-bola izany, dia hiainga ho any Espaina aho ka handalo atỳ aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vitako izany, ka voatolotro azy soa aman-tsara izany vokatra izany, dia hihazo any aminareo aho, raha mankany Spania.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vitako izay ka voatolotro azy soa amantsara izany vokatra izany dia ho any Espaina aho ka handalo any aminareo.
malagasy
Ary rehefa vitako izany, ka voatolotro azy soa aman-tsara izany vokatra izany, dia hihazo any aminareo aho, raha mankany Spania.