Romans 15:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fantatro fa raha mankany aminareo aho dia handeha amin’ny fahafenoan’ny fitahian’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary fantatro fa hiara-tonga amiko any aminareo koa ny hafenoan’ny tso-dranon’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary fantatro fa rehefa mankatỳ aminareo aho, dia ho tonga miaraka amin’ny fitahian’i Kristy feno dia feno.
Malagasy Bible 1865
Ary fantatro fa raha mankany aminareo aho, dia homba ahy ny fahafenoan'ny fitahian'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fantatro fa raha mankany aminareo aho dia handeha amin’ny fahafenoan’ny fitahian’i Kristy.
malagasy
Ary fantatro fa raha mankany aminareo aho, dia homba ahy ny fahafenoan'ny fitahian'i Kristy.