Romans 15:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Kristy aza tsy nitady izay hahafaly ny tenany, fa araka ny voasoratra hoe: «Ny latsa nataon’izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko» (Sal 69.9).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy nitady ny hahafaly ny Tenany i Kristy; fa araka ny voasoratra hoe: Ny latsan’izay nandatsa anao dia nihatra tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria i Kristy koa tsy nikatsaka izay hahafaly ny tenany, fa araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Ny latsa nataon’izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko.»
Malagasy Bible 1865
Fa Kristy aza tsy nitady izay hahafaly ny tenany; fa araka ny voasoratra hoe: Ny latsa nataon'izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko (Sal. 69. 9).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Kristy* aza tsy nitady izay hahafaly ny tenany, fa araka ny voasoratra hoe: «Ny latsa nataon’izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko» (Sal 69.9).
malagasy
Fa Kristy aza tsy nitady izay hahafaly ny tenany; fa araka ny voasoratra hoe: Ny latsa nataon'izay nandatsa Anao dia nihatra tamiko (Sal. 69. 9).