Romans 15:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho voavonjy amin’ny tsy mino any Jodia aho ary mba hankasitrahan’ny olona masina izay fanompoana hataoko any Jerosalema;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho afaka amin’ny tsy mpino any Jerosalema aho, mba hankasitrahin’ny olo-masina any ny fanomezana hatolotro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mivavaha mba hahafahako amin’ny tanan’ny tsy mpino any Jodea ary mba hankasitrahin’ny vahoakan’Andriamanitra ilay fanampiana hoentiko any Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
mba ho voavonjy amin'ny tsy mino any Jodia aho, ary mba hankasitrahan'ny ny olona masina izay fanompoana hataoko any Jerosalema,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho voavonjy amin’ny tsy mino any Jodia* aho ary mba hankasitrahan’ny olona masina izay fanompoana hataoko any Jerosalema;
malagasy
mba ho voavonjy amin'ny tsy mino any Jodia aho, ary mba hankasitrahan'ny ny olona masina izay fanompoana hataoko any Jerosalema,