Romans 15:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa vita izany dia hankany aminareo amin’ny fifaliana aho, raha sitrapon’Andriamanitra ka hiala sasatra kely any aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ho tonga an-kafaliana any aminareo, raha sitrapon’Andriamanitra, sy hiala sasatra kely eo afovoanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia ho faly tonga atỳ aminareo aho, raha sitrak’Andriamanitra izany, ka hiala sasatra eo afovoanareo.
Malagasy Bible 1865
mba hankanesako any aminareo amin'ny fifaliana, raha sitrapon'Andriamanitra, ka samy ho velombelona ny fontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa vita izany dia hankany aminareo amin’ny fifaliana aho, raha sitrapon’Andriamanitra ka hiala sasatra kely any aminareo.
malagasy
mba hankanesako any aminareo amin'ny fifaliana, raha sitrapon'Andriamanitra, ka samy ho velombelona ny fontsika.Ary Andriamanitry ny fiadanana anie ho aminareo rehetra. Amena.