Romans 15:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitry ny fiadanana anie ho aminareo rehetra! Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho ao aminareo rehetra anie Andriamanitry ny fiadanana. Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homba anareo rehetra anie ilay Andriamanitra loharanon’ny fiadanana! Amen.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitry ny fiadanana anie ho aminareo rehetra. Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitry ny fiadanana anie ho aminareo rehetra! Amena*!
malagasy
Ary Andriamanitry ny fiadanana anie ho aminareo rehetra. Amena.