Romans 15:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an’i Kristy Jesosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitry ny fandeferana sy ny fanalana alahelo anie hampiray hevitra anareo araka an’i Kristy Jesoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Andriamanitra loharanon’ny faharetana sy ny fampaherezana anie hampiray hina anareo, hanaraka ny ohatra nomen’i Kristy Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an 'i Kristy Jesosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an’i Kristy Jesosy,
malagasy
Fa Andriamanitry ny faharetana sy ny fiononana anie hampiray hevitra anareo araka an 'i Kristy Jesosy,