Romans 15:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mifandraisa ianareo, tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo mba ho voninahitr’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mifandraisa tsara ianareo, tahaka ny nandraisan’i Kristy anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan'i Kristy anareo koa ho voninahitr'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan’i Kristy* anareo koa ho voninahitr’Andriamanitra.
malagasy
Koa mifandraisa ianareo tahaka ny nandraisan'i Kristy anareo koa ho voninahitr'Andriamanitra. [ Na: (antsika)]