Romans 15:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko fa tonga mpanompon’ny voafora Kristy noho ny fahamarinan’Andriamanitra, hahatò ny teny fikasana tamin’ny razana
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Kristy, dia lazaiko marina, fa natao mpandraharaha ny voafora mba haneho ny fahamarinan’Andriamanitra, amin’ny fanatanterahana ny teny napetraka tamin’ny razan’izy ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no ambarako aminareo: Tonga mpanompon’ny Jiosy i Kristy mba hahatanteraka ny fampanantenana natao tamin’ny razan’izy ireo ka anehoana fa azo antoka Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko fa Kristy efa tonga mpanompon'ny voafora noho ny fahamarinan'Andriamanitra hahatò ny teny fikasana tamin'ny razana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko fa tonga mpanompon’ny voafora Kristy noho ny fahamarinan’Andriamanitra, hahatò ny teny fikasana tamin’ny razana
malagasy
Fa lazaiko fa Kristy efa tonga mpanompon'ny voafora noho ny fahamarinan'Andriamanitra hahatò ny teny fikasana tamin'ny razana,