Romans 16:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iny i Foiby anabavintsika, diakonan’ny fiangonana atỳ Kenkrea, lazaiko tsara aminareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro i Febe anabavintsika, lazaiko tsara aminareo, fa mpikarakara ny Eglizy ao Senkrea,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anafatrafarako anareo fa i Feba havantsika, diakôni n’ny Fiangonana any Senkrea.
Malagasy Bible 1865
Indry, Foiby anabavintsika, diakon'ny fiangonana atỳ Kenkrea, lazaiko tsara aminareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iny i Foiby anabavintsika, diakonan’ny fiangonana atỳ Kenkrea, lazaiko tsara aminareo,
malagasy
[Famangiana sy teny farany] Indry, Foiby anabavintsika, diakon'ny fiangonana atỳ Kenkrea, lazaiko tsara aminareo,