Romans 16:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Veloma amin’i Herodiona havako. Veloma amin’ny ankohonan’i Narsisy, izay ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Veloma any amin’i Herôdiôna havako. Veloma any amin’i Narsisy mianakavy, izay ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Veloma any amin’i Herôdiôna havako. Veloma any amin’ireo tafaray amin’ny Tompo ao amin’ny ankohonan’i Narsisy.
Malagasy Bible 1865
Veloma amin'i Herodiona havako. Veloma amin'ny ankohonan'i Narkisa, izay ao amin'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Veloma amin’i Herodiona havako. Veloma amin’ny ankohonan’i Narsisy, izay ao amin’ny Tompo.
malagasy
Veloma amin'i Herodiona havako. Veloma amin'ny ankohonan'i Narkisa, izay ao amin'ny Tompo.