Romans 16:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Veloma amin’i Trifena sy i Trifosa, izay mikely aina ao amin’ny Tompo. Veloma amin’i Persy malala, izay nikely aina fatratra tao amin’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Veloma any amin’i Trifeno sy i Trifaozy, izay miasa ao amin’ny Tompo. Veloma any amin’i Persida malala, izay miasa fatratra ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Veloma any amin-dry i Trifèna sy i Trifôsa izay misahirana ho an’ny Tompo. Veloma any amin’i Persida malala izay nisahirana fatratra ho an’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Veloma amin'i Tryfena sy Tryfosa, izay mikely aina ao amin'ny Tompo. Veloma amin'i Perysa malala, izay nikely aina fatratra ao amin'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Veloma amin’i Trifena sy i Trifosa, izay mikely aina ao amin’ny Tompo. Veloma amin’i Persy malala, izay nikely aina fatratra tao amin’ny Tompo.
malagasy
Veloma amin'i Tryfena sy Tryfosa, izay mikely aina ao amin'ny Tompo. Veloma amin'i Perysa malala, izay nikely aina fatratra ao amin'ny Tompo.