Romans 16:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Veloma amin’i Rofosy ilay voafidy ao amin’ny Tompo, ary veloma amin’ny reniny sy reniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Veloma any amin’i Rofosa olo-malaza ao amin’ny Tompo, sy any amin-dreniny izay reniko koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Veloma any amin’i Rofosy, izay namiratra tokoa tamin’ny fanompoana ny Tompo, ary any amin’ny reniny izay reny ho ahy koa.
Malagasy Bible 1865
Veloma amin'i Rofosy, ilay voafidy ao amin'ny Tompo, ary amin'ny reniny sy reniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Veloma amin’i Rofosy ilay voafidy ao amin’ny Tompo, ary veloma amin’ny reniny sy reniko.
malagasy
Veloma amin'i Rofosy, ilay voafidy ao amin'ny Tompo, ary amin'ny reniny sy reniko.