Romans 16:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Veloma amin’i Filologo sy i Jolia, i Nerea sy ny anabaviny ary i Olimpa sy ny olona masina rehetra izay ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Veloma any amin’i Filologo sy i Jolia, ary i Nerea mianadahy, sy i Olimpià, mbamin’ny olo-masina rehetra ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Veloma any amin’i Filôlôgo sy i Jolia, i Nerea sy ny anabaviny, ary i Ôlimpà, mbamin’izay rehetra vahoakan’Andriamanitra miaraka amin’izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Veloma amin'i Filologo sy Jolia, Nerea sy ny anabaviny, sy Olympa ary ny olona masina rehetra izay ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Veloma amin’i Filologo sy i Jolia, i Nerea sy ny anabaviny ary i Olimpa sy ny olona masina rehetra izay ao aminy.
malagasy
Veloma amin'i Filologo sy Jolia, Nerea sy ny anabaviny, sy Olympa ary ny olona masina rehetra izay ao aminy.