Romans 16:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba horaisinareo ao amin’ny Tompo izy, araka izay mendrika ny olona masina, ary mba hampianareo izy amin’izay raharaha ilàny anareo, fa izy dia mpiahy ny maro mbamin’ny tenako koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba handraisanareo azy tsara ao amin’ny Tompo, araka ny mendrika ny olo-masina, sy hanampianareo azy amin’izay rehetra ilàny anareo, araka ny nanampiany olona maro, hatramin’ny tenako aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ianareo tafaray amin’ny Tompo, dia raiso tsara izy araka izay mendrika ny samy vahoakan’Andriamanitra, ary ampio amin’izay raharaha ilàny anareo; fa izy rahateo dia mpiahy ny maro mbamin’ny tenako manokana aza.
Malagasy Bible 1865
mba horaisinareo ao amin'ny Tompo izy, toy izay miendrika ny olona masina, ary mba hampianareo izy amin'izay raharaha ilany anareo; fa izy dia mpiahy ny maro mbamin'ny tenako koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba horaisinareo ao amin’ny Tompo izy, araka izay mendrika ny olona masina, ary mba hampianareo izy amin’izay raharaha ilàny anareo, fa izy dia mpiahy ny maro mbamin’ny tenako koa.
malagasy
mba horaisinareo ao amin'ny Tompo izy, toy izay miendrika ny olona masina, ary mba hampianareo izy amin'izay raharaha ilany anareo; fa izy dia mpiahy ny maro mbamin'ny tenako koa.