Romans 16:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro haingana an’i Satana eo ambanin’ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Andriamanitry ny fiadanana anie hanorotoro faingana an’i Satana eo ambanin’ny tongotrareo. Ary ho ao aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay Andriamanitra loharanon’ny fiadanana kosa hanorotoro faingana an’i Satàna eo ambany tongotrareo! Homba anareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Tompontsika!
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an'i Satana faingana eo ambanin'ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro haingana an’i Satana eo ambanin’ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika!
malagasy
Fa Andriamanitry ny fiadanana hanorotoro an'i Satana faingana eo ambanin'ny tongotrareo. Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.