Romans 16:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao veloma anareo i Timoty, mpiara-miasa amiko sy i Losio ary i Jasona sy i Sosipatro havako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao veloma anareo i Timote, mpiara-miasa amiko, sy i Losiosy ary i Jasôna mbamin’i Sôsipatera havako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manao veloma anareo i Timôty mpiara-miasa amiko; manao veloma anareo i Losio sy i Jasôna ary i Sôsipatera izay samy havako.
Malagasy Bible 1865
Manao veloma anareo Timoty, mpiara-miasa amiko, sy Losio sy Jasona ary Sosipatro havako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao veloma anareo i Timoty, mpiara-miasa amiko sy i Losio ary i Jasona sy i Sosipatro havako.
malagasy
Manao veloma anareo Timoty, mpiara-miasa amiko, sy Losio sy Jasona ary Sosipatro havako.