Romans 16:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao veloma anareo ao amin’ny Tompo izaho Tertio, izay manoratra ity epistily ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho Tersiosy, izay nanoratra ity taratasy ity koa, manao veloma anareo ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho isika tafaray amin’ny Tompo, izaho Tersy izay nanao an-tsoratra ity taratasy ity dia manao veloma anareo.
Malagasy Bible 1865
Izaho, Tertio, izay manoratra ity epistily ity, manao veloma anareo ao amin'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao veloma anareo ao amin’ny Tompo izaho Tertio, izay manoratra ity epistily ity.
malagasy
Izaho, Tertio, izay manoratra ity epistily ity, manao veloma anareo ao amin'ny Tompo.