Romans 16:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manao veloma anareo i Gaio, ilay mpampiantrano ahy sy ny fiangonana rehetra. Manao veloma anareo i Erasto mpitahiry ny volam-panjakana eto an-tanàna sy i Koarto rahalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manao veloma anareo i Gaiosy, ilay itoeranay, mbamin’ny Eglizy rehetra. Manao veloma anareo i Erasta, mpitahiry ny volam-panjakana eto an-tanàna, sy i Koartosy havantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manao veloma anareo i Gaio, ilay mampiantrano ahy sady ivorian’ny Fiangonana manontolo. Manao veloma anareo i Erasta mpitahiry ny volam-panjakana eto an-tanàna; ary manao veloma anareo i Koarta havantsika. [
Malagasy Bible 1865
Gaio, ilay itoeranay sy ny fiangonana rehetra, manao veloma anareo. Erasto, mpitahiry ny volam-panjakana ato an-tanàna, sy Koarto rahalahy manao veloma anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manao veloma anareo i Gaio, ilay mpampiantrano ahy sy ny fiangonana rehetra. Manao veloma anareo i Erasto mpitahiry ny volam-panjakana eto an-tanàna sy i Koarto rahalahy.
malagasy
Gaio, ilay itoeranay sy ny fiangonana rehetra, manao veloma anareo. Erasto, mpitahiry ny volam-panjakana ato an-tanàna, sy Koarto rahalahy manao veloma anareo.