Romans 16:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika! Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho ao aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika. Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homba anareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika! Amen.]
Malagasy Bible 1865
Ary ho an'izay mahay mampahery anareo araka ny filazantsarako sy ny fitoriana an'i Jesosy Kristy, araka ny fampisehoana ny zava-niafina, izay voàfina hatry ny fony fahagola,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika! Amena*!
malagasy
[ Ampio hoe: [24 Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika Amena]