Romans 16:27 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho an’Andriamanitra, Ilay hany hendry, anie ny voninahitra amin’ny alalan’i Jesosy Kristy mandrakizay mandrakizay! Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ho an’Andriamanitra, Ilay hany hendry anie, ny voninahitra mandrakizay mandrakizay, amin’ny alalan’i Jesoa Kristy. Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ho an’Andriamanitra hany manam-pahendrena anie ny voninahitra, amin’ny alalan’i Jesoa Kristy, mandrakizay mandrakizay! Amen.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho an’Andriamanitra, Ilay hany hendry, anie ny voninahitra amin’ny alalan’i Jesosy Kristy mandrakizay mandrakizay! Amena*!
malagasy
ho an'Andriamanitra tokana ihany sady hendry anie ny voninahitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy mandrakizay mandrakizay. Amena.

Recommended Reading