Romans 16:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izy ireo dia nanao vy very ny ainy hamonjy ny aiko; nefa tsy izaho ihany no misaotra azy fa ny fiangonana rehetra any amin’ny Jentilisa koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao vy very hamonjy ny aiko izy mivady ireo, ka tsy izaho irery no misaotra azy, fa ny Eglizy rehetra any amin’ny Jentily koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao vy very ny ainy hamonjena ahy izy mivady, ary tsy izaho ihany no misaotra azy roa fa ny Fiangonana rehetra any amin’ny hafa firenena koa.
Malagasy Bible 1865
izy mivady dia nanolotra ny tendany hamonjy ny aiko; nefa tsy izaho ihany no misaotra azy, fa ny fiangonana rehetra any amin'ny jentilisa koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izy ireo dia nanao vy very ny ainy hamonjy ny aiko; nefa tsy izaho ihany no misaotra azy fa ny fiangonana rehetra any amin’ny Jentilisa* koa.
malagasy
izy mivady dia nanolotra ny tendany hamonjy ny aiko; nefa tsy izaho ihany no misaotra azy, fa ny fiangonana rehetra any amin'ny jentilisa koa.