Romans 16:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Veloma amin’ny fiangonana izay ao an-tranony. Veloma amin’i Epaineto malalako, izay voaloham-bokatr’i Azia ho an’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary veloma any amin’ny Eglizy rehetra izay ao an-tranony. Veloma any amin’i Epeneto malalako, izay santatr’i Azia ho an’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Veloma any amin’ny Fiangonana mivory ao an-tranony. Veloma any amin’i Epeneto malalako, izay kristianina voalohany tany Azia.
Malagasy Bible 1865
Ary veloma amin'ny fiangonana izay ao an-tranony. Veloma amin'i Epaineto malalako, izay voaloham-bokatr'i Asia ho an'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Veloma amin’ny fiangonana izay ao an-tranony. Veloma amin’i Epaineto malalako, izay voaloham-bokatr’i Azia ho an’i Kristy.
malagasy
Ary veloma amin'ny fiangonana izay ao an-tranony. Veloma amin'i Epaineto malalako, izay voaloham-bokatr'i Asia ho an'i Kristy.