Romans 16:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Veloma amin’i Androniko sy i Jonia havako sy namako niara-nifatotra tamiko, izay malaza eo amin’ny Apostoly sady tao amin’i Kristy talohako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Veloma any amin’i Andrônika sy i Joniasa havako sy niara-nifatotra tamiko, izay sady tsara laza amin’ny Apôstôly no tao amin’i Kristy talohako aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Veloma any amin-dry i Andrônìka sy i Jonià havako niara-nigadra tamiko, izay sady tsara laza eo amin’ireo apôstôly no tonga kristianina talohako aza.
Malagasy Bible 1865
Veloma amin'i Androniko sy Jonia, havako sy namako niara-nifatotra tamiko, izay malaza eo amin'ny Apostoly sady tao amin'i Kristy talohako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Veloma amin’i Androniko sy i Jonia havako sy namako niara-nifatotra tamiko, izay malaza eo amin’ny Apostoly sady tao amin’i Kristy talohako.
malagasy
Veloma amin'i Androniko sy Jonia, havako sy namako niara-nifatotra tamiko, izay malaza eo amin'ny Apostoly sady tao amin'i Kristy talohako.