Romans 16:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Veloma amin’i Ampliato malalako ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Veloma any amin’i Anfiasa, malalako ao amin’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Veloma any amin’i Ampliato malalako, izay tafaray amin’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Veloma amin'i Ampliato, malalako ao amin'ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Veloma amin’i Ampliato malalako ao amin’ny Tompo.
malagasy
Veloma amin'i Ampliato, malalako ao amin'ny Tompo.