Romans 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Voninahitra sy laza ary fiadanana kosa ho an’ny olona rehetra izay manao ny tsara, amin’ny Jiosy aloha, dia amin’ny Jentilisa koa!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa haja amam-boninahitra sy fiadanana kosa ho an’izay manao ny tsara, dia ho an’ny Jody aloha, vao ho an’ny Jentily koa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voninahitra sy laza ary fiadanana kosa no ho anjaran’izay rehetra manao ny tsara, dia ny Jiosy aloha vao ny hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
fa voninahitra sy laza ary fiadanana kosa ho an'ny olona rehetra izay manao ny tsara, amin'ny Jiosy aloha, dia vao amin'ny jentilisa koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Voninahitra sy laza ary fiadanana kosa ho an’ny olona rehetra izay manao ny tsara, amin’ny Jiosy aloha, dia amin’ny Jentilisa koa!
malagasy
fa voninahitra sy laza ary fiadanana kosa ho an'ny olona rehetra izay manao ny tsara, amin'ny Jiosy aloha, dia vao amin'ny jentilisa koa. [ Gr. Grika]