Romans 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy misy fizahan-tavan’olona amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria Andriamanitra tsy mizaha tavan’olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy mba mizaha tavan’olona Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy misy fizahan-tavan'olona amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy misy fizahan-tavan’olona amin’Andriamanitra.
malagasy
Fa tsy misy fizahan-tavan'olona amin'Andriamanitra.