Romans 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay nanota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna; ary izay nanota nanana ny lalàna kosa dia hotsaraina araka ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra nanota tsy nanan-dalàna, dia ho very tsy aman-dalàna; ary izay rehetra nanota nanan-dalàna kosa dia hotsaraina ara-dalàna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra manota ka tsy manana ny lalànan ’i Mosesy, dia ho very saingy tsy noho io lalàna io; fa izay rehetra manota nefa manana ny lalànan’i Mosesy, dia hohelohina araka io lalàna io.
Malagasy Bible 1865
Fa izay nanota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna; fa izay nanota nanana ny lalàna kosa dia hotsaraina araka ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay nanota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna; ary izay nanota nanana ny lalàna kosa dia hotsaraina araka ny lalàna.
malagasy
Fa izay nanota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna; fa izay nanota nanana ny lalàna kosa dia hotsaraina araka ny lalàna.