Romans 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria tsy ny mpandre ny lalàna no marina eo anatrehan’Andriamanitra, fa ny mpankatò ny lalàna no hohamarinina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy ny mandre ny lalàna no marina eo anatrehan’Andriamanitra, fa ny mankatò ny lalàna no hohamarinina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, tsy izay mihaino fotsiny ny lalàna no hoeken’Andriamanitra ho marina, fa izay manatanteraka ny lalàna no hoeken’Andriamanitra ho marina.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ny mpandre ny lalàna no marina eo anatrehan'Andriamanitra, fa ny mpankatò ny lalàna no hohamarinina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria tsy ny mpandre ny lalàna no marina eo anatrehan’Andriamanitra, fa ny mpankatò ny lalàna no hohamarinina;
malagasy
Fa tsy ny mpandre ny lalàna no marina eo anatrehan'Andriamanitra, fa ny mpankatò ny lalàna no hohamarinina;