Romans 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa na oviana na oviana ireo Jentilisa tsy manana ny lalàna ireo no misy manao izay nandidian’ny lalàna, araka ny nahim-pony, na dia tsy manana ny lalàna aza ireo dia manana ny lalànan’ny tenany ihany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny Jentily tsy manan-dalàna no manao ho azy izay voadidin’ny Lalàna, na dia tsy manan-dalàna aza izy, dia izy ihany no lalàna ho an’ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tsy manana ny lalànan’i Mosesy ny hafa firenena; nefa raha misy amin’izy ireo manatanteraka fotsiny amin’izao ny voalazan’ny lalàna, dia izy ireo ihany no lalàna ho an’ny tenany, na dia tsy manana ny lalànan’i Mosesy aza.
Malagasy Bible 1865
fa na oviana na oviana ireo jentilisa tsy manana ny lalàna ireo no misy manao izay nandidian'ny lalàna araka ny nahim-pony, na dia tsy manana ny lalàna aza ireo, dia lalàn-tenany ihany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
fa na oviana na oviana ireo jentilisa tsy manana ny lalàna ireo no misy manao izay nandidian'ny lalàna araka ny nahim-pony, na dia tsy manana ny lalàna aza ireo, dia lalàn-tenany ihany;