Romans 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ireo dia maneho ny asan’ny lalàna ho voasoratra ao am-pony sady ny fieritreretany rahateo no vavolombelony, ary ny fisainany dia mifampiampanga na mifanafaka ihany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asehon’izy ireo amin’ny hitsim-pony mitsangan-ko vavolombelona, sy ny fisainany mifanome na mifanala tsiny koa, fa voasoratra ao am-pony ny asan’ny Lalàna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Asehon’izy ireo fa voasoratra ao am-pony tokoa ny asan’ny lalàna; ka vavolombelon’izany ny eritreriny izay indraindray miampanga azy, indraindray miaro azy.
Malagasy Bible 1865
fa ireo maneho ny asan'ny lalàna ho voasoratra ao am-pony, sady ny fieritreretany no vavolombelony, ary ny fisainany mifampiampanga, nefa mba mifanafaka ihany koa aza,-
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ireo dia maneho ny asan’ny lalàna ho voasoratra ao am-pony sady ny fieritreretany rahateo no vavolombelony, ary ny fisainany dia mifampiampanga na mifanafaka ihany koa.
malagasy
fa ireo maneho ny asan'ny lalàna ho voasoratra ao am-pony, sady ny fieritreretany no vavolombelony, ary ny fisainany mifampiampanga, nefa mba mifanafaka ihany koa aza,-