Romans 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no hiseho amin’ny andro izay hitsaran’Andriamanitra ny zavatra takona ataon’ny olona, araka ny Filazantsara toriko amin’ny alalan’i Jesosy Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mandra-pahatongan’ny andro hampitsaràn’Andriamanitra an’i Jesoa Kristy ny asa takona ataon’ny olona, araka ny Evanjely ampianariko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny Vaovao Mahafaly ambarako, dia izany no ho hita amin’ilay andro hitsaran’Andriamanitra ny toetra miafin’ny olona tsirairay avy, amin’ny alalan’i Jesoa Kristy.
Malagasy Bible 1865
amin'ny andro izay hitsaran'Andriamanitra ny zavatra takona ataon'ny olona, araka ny filazantsarako amin'ny alalan'i Jesosy Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no hiseho amin’ny andro izay hitsaran’Andriamanitra ny zavatra takona ataon’ny olona, araka ny Filazantsara toriko amin’ny alalan’i Jesosy Kristy*.
malagasy
amin'ny andro izay hitsaran'Andriamanitra ny zavatra takona ataon'ny olona, araka ny filazantsarako amin'ny alalan'i Jesosy Kristy.