Romans 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha milaza tena ho Jiosy ianao ka mitoky amin’ny lalàna sy manao an’Andriamanitra ho reharehanao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary inty ny aminao, izay mitondra anarana hoe Jody: ianao dia mitoky amin’ny Lalàna sy manao an’Andriamanitra ho reharehanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ahoana àry ny aminao izay mitonona ho Jiosy? Mitoky amin’ny lalànan’i Mosesy ianao sady fatra-pirehareha noho ny amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa raha saingy atao hoe Jiosy ianao ka mitoky amin'ny lalàna sy manao an'Andriamanitra ho reharehanao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha milaza tena ho Jiosy* ianao ka mitoky amin’ny lalàna sy manao an’Andriamanitra ho reharehanao,
malagasy
Fa raha saingy atao hoe Jiosy ianao ka mitoky amin'ny lalàna sy manao an'Andriamanitra ho reharehanao