Romans 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha mahalala ny sitrapony ianao sady mahay mamantatra izay zava-dehibe satria efa nampianarina ny lalàna,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mahalala ny sitrapony, sy mahafantatra izay tsaratsara kokoa, fa nampianarin’ny Lalàna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampianariny anao ny lalànan’i Mosesy, hoy ianao, ka fantatrao ny sitrapon’Andriamanitra ary hainao fidîna ny soa indrindra.
Malagasy Bible 1865
ary mahalala ny sitrapony sady mamantatra ny zavatra tsara indrindra, satria efa nampianarina ny lalàna ianao
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha mahalala ny sitrapony ianao sady mahay mamantatra izay zava-dehibe satria efa nampianarina ny lalàna,
malagasy
ary mahalala ny sitrapony sady mamantatra ny zavatra tsara indrindra, satria efa nampianarina ny lalàna ianao [ Na: samy hafa]