Romans 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary matoky ny tenanao ho mpitarika ny jamba, fanazavana ny ao amin’ny maizina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mihambo ho mpitarika ny jamba, ho mpanazava ny ao amin’ny maizina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia mihevi-tena ho mpitarika ny jamba sy ho fanilon’izay anaty haizina ianao,
Malagasy Bible 1865
ary matoky ny tenanao ho mpitarika ny jamba, fanazavana ny ao amin'ny maizina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary matoky ny tenanao ho mpitarika ny jamba, fanazavana ny ao amin’ny maizina,
malagasy
ary matoky ny tenanao ho mpitarika ny jamba, fanazavana ny ao amin'ny maizina,