Romans 2:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mpananatra ny adala, mpampianatra ny bodo, satria ianao dia manana ny lalàna ho mariky ny fahalalana sy ny fahamarinana:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho mpananatra ny adala, ho mpanoro ny bodo, fa eo an-tananao ny Lalàna izay fitsipiky ny fahalalana sy ny fahamarinana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho mpitaiza ny tsy manam-pahendrena sy ho mpampianatra ny ankizy madinika, satria azonao antoka fa ny lalànan’i Mosesy no tena itarafana ny fahalalana feno sy ny hitsiny.
Malagasy Bible 1865
mpananatra ny adala, mpampianatra ny bodo, satria ianao manana ny lalàna ho mariky ny fahalalana sy ny fahamarinana:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mpananatra ny adala, mpampianatra ny bodo, satria ianao dia manana ny lalàna ho mariky ny fahalalana sy ny fahamarinana:
malagasy
mpananatra ny adala, mpampianatra ny bodo, satria ianao manana ny lalàna ho mariky ny fahalalana sy ny fahamarinana: